|
|
| | | | |
|
| Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
| Ohabolana misy ny teny hoe : ifanajana | |||||||||||||||||||||
| Ohabolana 1 | Akoholahy manakohokoho akohovavy : tsy haninkahavoky, fa voninahitra ifanomezana. [2.558]
Akoholahy manakohokoho vavy : tsy haninkahavoky, fa volan-kifanajana. [2.165 #1337, 2.653 #62] Akoholahy mikohokoho vavy; tsy haninkahavoky fa voninahitra ifanomezana. [1.1 #695] | ||||||||||||||||||||
| Fanazavana malagasy | Raha vao mahita zavatra kely, na fotsimbary na poti-javatra ny akoholahy, dia miantso ny akohovavy; voadiniky ny Ntaolo izany mba hilazany fa ny fanomezana atao, na dia kely sy tsy misy vidiny aza, dia mety ho mariky ny fifanajana. [1.1 #695] | ||||||||||||||||||||
| Dikanteny frantsay | Un coq appelant une poule; (la nourriture offerte) n' est pas suffisante pour la rassasier, mais l' invitation est une marque de respect. [2.165] | ||||||||||||||||||||
| Fanazavana frantsay | Les Malgaches, en général, sont un peuple très hospitalier et ami des manières polies et modestes. [2.165] | ||||||||||||||||||||
| Ohabolana 2 | Hoy ny reni-akoho raha mahita akotry: "Antsoy rainareo, rankizy, fa tsy hanin-kahavoky, fa volan-kifanajana" . [2.165 #1783] | ||||||||||||||||||||
| Dikanteny frantsay | La poule dit, en trouvant un grain de riz: "Appelez votre père, mes enfants, ceci n' est pas vraiment quelque chose qui le rassasiera, mais c' est une parole de respect" . [2.165 #1783] | ||||||||||||||||||||
| Ohabolana 3 | Jaka avy amin-kavana : tsy Toy ny jaka : tsy Toy ny jaka : tsy | ||||||||||||||||||||
| Dikanteny frantsay | C' est comme la viande donnée en étrennes au premier jour de l' an : ce n' est pas une nourriture destinée à rassasier, mais c' est un cadeau destiné à entretenir l' amitié. [2.415 #5147]
Pareil au "jaka" : insuffisant pour rassasier, mais suffisant pour conserver ses amis. [2.165] | ||||||||||||||||||||
| Fanazavana frantsay | Le "jaka" était an morceau de viande dont on se faisait cadeau l' un à l' autre autrefois au moment du "Fandroana" ou fête du Bain, l' ancienne fête nationale malgache. [2.165] | ||||||||||||||||||||
| Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
|
|