|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1 vola
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Taratasy na metaly misy sary ary voamarika, ataon' ny fanjakan' ny tany tsirairay avy, ka manan-kery amin' io tany io hahazoana mividy zavatra: Tsy azo vidim-bola aman-karena izahy. [1.1]
4drala. [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  5money in general. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6argent; monnaie. [1.8, 1.13]
Haiendriteny 
7 Tsotra :
8 Tovonana :
Sampanteny 
Matoantenin' ny iharana :
Voambolana  10 Toe-karena: ara-bola ary fitantanana
Kamban-teny rehetra  11Fikambanana 42 amin' io teny io
Lahatsoratra  12Randzavola: vola ao amin' ny Baiboly

Teny iditra (2/3)13 vola
Sokajin-teny  14 anarana
Fanazavàna teny malagasy  15Metaly sarobidy, izay fotsy mamirapiratra, anaovana vola sy firavaka. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  16silver. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  17argent. [1.8, 1.13]
Sampanteny 
Anarana :
Voambolana  21 Simia
Tovy hevitra  22volafotsy
Mpanahaka  23 ag
Kamban-teny rehetra  24Fikambanana 102 amin' io teny io
Ohabolana  25 Ohabolana misy io teny io
Tsanganana sy sary iray takila  26 Fisokajiana miherina

Teny iditra (3/3)27 vola
Sokajin-teny  28 anarana
Fanazavàna teny malagasy  29volana mpanazava alina. [Taisaka] [1.78]

Fivaditsoratra  30 lavo, 31 lova, 32 valo, 33 vola

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02