|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 vavy |
| Sokajin-teny | 2 anarana na mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Olona na biby manana toe-batana natao hiteraka.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4female.
5a female. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6femelle.
[1.8] 7femelle. [Sakalava-Mayotte] [1.405] |
| Ohatra |
8 Tsy mahita izany aho, fa ny anjaran' ny lahy tsy anajaran' ny vavy
[2.472]
9 Ranom-boafotsy iray tasy no novidian' ny vavy ho azy teo an-tsenakely tsy lavitra teo [2.470] |
| Sampanteny |
|
| Voambolana | 18 Haiaina |
| Tohi-kevitra | 19lahy |
| Kamban-teny rehetra | 20Fikambanana 145 amin' io teny io |
| Ohabolana | 21 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|