|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 ifanomezana |
| Fototeny | 2ome |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny fameno |
| Ohatra |
4 Ary indrindra noho ny voninahitra ifanomezana sy ilay adidy tsy azo ialana hoe
[2.346]
5 Nifampitsimbina ny haja ifanomezana voalohany io, toa ny nitsimbinany ny hajan' ny tenany. [2.296#53] |
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 9tsy hanin-kahavoky fa voninahitra ifanomezana |
| Ohabolana | 10 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|