|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 nofo |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Tenan-javatra misy tsiratsiraka izay mandrakotra ny taolana amin' ny tenan' ny olomtielona sy ny biby: Malemilemy ny nofon' ny zazakely.
4Hena: Tsara nofo ny amalona. 5Ny vatana (miolotra amin' ny fanahy): Malemy ny nofo. 6Ny faty: Ny nofon' Itompokolahy dia hoentina ao amin' ny eglizin' Ambozontany. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7flesh.
8[Swa. 9Annofu, fleshiness.]. [1.2] 10flesh. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
11chair.
[1.8] |
| Ohatra |
12 nofo sy ra no vavolombelona!
[2.470]
13 Ny nofo miady amin' ny fanahy. [2.285#] 14 Nofo tsy misy fanahy tahaka an-dRivo fahagola. [2.529#] |
| Sampanteny |
|
| Voambolana | 16 Haiaina |
| Tovy hevitra | 17nofotra |
| Kamban-teny rehetra | 18Fikambanana 28 amin' io teny io |
| Ohabolana | 19 Ohabolana misy io teny io |
| Lahatsoratra | 20Randzavola: nofo ao amin' ny Baiboly |
| Fivaditsoratra | 21 fono, 22 nofo |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|