|
|
| | | | |
|
| Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
| Ohabolana misy ny teny hoe : hitsin-dalana | |||||||||||||||||||||
| Ohabolana 1 | Aza zatra ny Zatra ny fita ririnina ka fahavaratra avy no manao hitsin-dalana. [1.1] Zatra ny | ||||||||||||||||||||
| Fanazavana malagasy | Enti-milaza ireo olona voa noho ny fanarahany ny fahazarana fotsiny, tsy mahay manova famindra raha misy hilana izany. [1.1]
Enti-milaza olona entim-pahazarana fotsiny ka ny tsy tokony hatao avy no atao. [1.1] | ||||||||||||||||||||
| Ohabolana 2 | Jamba tia hitsin-dalana : tsy fidiny azy akory. [2.558] | ||||||||||||||||||||
| Ohabolana 3 | Ny kibo mitomany Ny kibo tomany | ||||||||||||||||||||
| Dikanteny frantsay | Le ventre pleure et désire avoir une grosse part, tandis que les yeux regardent fixement avec envie. [2.415 #3212] | ||||||||||||||||||||
| Fanazavana frantsay | Se disait de l'avidité et de la gourmandise. [2.415 #3212] | ||||||||||||||||||||
| Ohabolana 4 | Ny songomby no manao hitsin-dalana,, ka ny tokandia no | ||||||||||||||||||||
| Ohabolana 5 | Voly vita kiady ka sarotra atao hitsin-dalana. [2.558] | ||||||||||||||||||||
| Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
|
|