|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 kiady |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Hazo lava misy baraka navoromborona natsangana amin' ny tany efa an' ny tena na tiana hofaritana ho an' ny tena, na hiarova na mba tsy hodiavina na hakana an-keriny ny vokatra maniry ao: Tany vita kiady ny ahy io ka tandremo.
4aro: Ianao no kiadinay eto antanàna.. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5a pole with a tuft of grass used to mark property rights.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6perche surmontée d'une touffe de paille et qui sert à marquer la possesion, l'interdit.
[1.8] |
| Tsipelina hafa | 7kady |
| Mpanahaka | 8 avarapianarana, 9 endrika, 10 felatanamangaikanyrantsana, 11 kintanatelonohorefy, 12 kitroifaharana, 13 olomanga, 14 rehareha, 15 sanga, 16 tabiha, 17 tatamoravakynyfarihy, 18 tolamiadidy, 19 trafolelafinkomandina, 20 trafonasondrotrynynofo, 21 varavaramiandraikitra, 22 varivaryandriannytafo, 23 vatonasondrotrynytany, 24 voaraendrikynysaha, 25 voninahitra, 26 vovonanaiadiannylohany |
| Kamban-teny rehetra | 27Fikambanana 3 amin' io teny io |
| Ohabolana | 28 Ohabolana misy io teny io |
| Sary |
|
| Teny iditra (2/2) | 29 kiady |
| Sokajin-teny | 30 anarana |
| Fanazavàna teny anglisy |
31a Boy Scout (government-sponsored); cf.
32skoto, tily. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
33éclaireur (laic); cf.
34skoto, tily. [1.8] |
| Fivaditsoratra | 35 daiky, 36 kiady, 37 kiday |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|