|
|
|
|

Teny iditra1 mitomany
Fototeny  2tomany
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Mandatsa-dranomaso miaraka amin-tsento noho ny alahelo: Mitomany ny zazakely fa ampangino.
5Mangataka, mitalaho mafy amin-dranomaso: Nitomany ny ho any Iarivo foana izy.. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6to cry for something. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7pleurer après quelque chose; pleurer. [1.8]
[mitomañy] 8pleurer. [Sakalava-Mayotte] [1.405]
Ohatra  9 nitomany indray izay rehetra nanatrika teo, indrindra fa Razaimalala. [2.324]
10 Sady nigogogogo nitomany indray izy... [2.470]
Haiendriteny 
11 Ny ankehitriny :
12 Ny lasa :
13 Ny hoavy :
14 Filaza mandidy :
Mpanahaka  15 jemby, 16 latsadranomaso, 17 lembolomaso, 18 manalanylohany, 19 manangantorana, 20 manaoranomasohavozona, 21 manezakezaka, 22 manganohano, 23 miafatrafatra, 24 miapokapoka, 25 miatatra, 26 midradradradra, 27 midradraka, 28 mifaditraahitra, 29 mifakobozakaamanahitra, 30 mifararemotra, 31 mifendrotra, 32 mifiadranomaso, 33 mifokofoko, 34 migigika, 35 migogogogo, 36 mihandrohandro, 37 mijafajafa, 38 mijoy, 39 mikehina, 40 miketaketa, 41 mikiakiaka, 42 mikonainaika, 43 mitanisanisa, 44 mitolokoloko, 45 mitoreo, 46 mitrifantrifana, 47 tomany, 48 tsymahajeryolona
Kamban-teny rehetra  49Fikambanana 7 amin' io teny io
Ohabolana  50 Ohabolana misy io teny io
Teny nalaina  51 Soratra misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02