|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 songomby |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Anaram-biby vaventy, izay lazain' ny olona sasany fa mifandraidraika amin' ny soavaly, nefa koa itompoan' ny sasany fa tsy misy akory fa atao fampitahorana ny zaza mitomany amin' ny alina mba hampangina azy fotsiny.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4animal fabuleux ressemblant à un cheval sauvage.
[2.415, 1.54] 5Se disait des audacieux. [2.415] |
| Voambolana | 6 Finoana |
| Ohabolana | 7 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|