|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 zatra |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Fatra-panao zavatra na asa iray ka sarotra alana amin' ny toetra aterak' izany: Zatra mandainga Ibalita.
4Fatra-panao asa iray ka tsy manavao amin' izany: Efa zatra milatsaka amin' ny elonaina Rakoto ka tsy matahotra. 5Tamana: Efa zatra ity alika ity ka aza fatorana intsony. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6accustomed.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7habitué; apprivoisé.
[1.3#869, 1.8] 8Habitué, accoutumé, familiarisé, apprivoisé. [1.3#869] |
| Ohatra |
9 Mba ho zatra vahoaka, hono.
[2.4]
10 Efa zatra namboly ihany izy. [2.356] 11 Tsy zatra miasa intsony anie aho e! [2.499] |
| Haiendriteny |
|
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 36Fikambanana 4 amin' io teny io |
| Ohabolana | 37 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|