|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 vita |
| Sokajin-teny | 2 matoanteny mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Efa, tontosa: Vita daholo ity ny asa vao mba tonga ianao.
4Natao: Farafara vitako io fa tsy novidiko akory. 5Azo atao: Vitako io fa aza matahotra ianao. 6Tapitra: Vita ny trosanao izao ka aza manelingelina ahy intsony. 7Tapaka, voafarana: Vita izay ny fanekena. 8Maty, jingy: Notorahan' Ikoto indray mandeha mania ilay fodilahy dia vita terỳ. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
9completed, finished; dead: tsy vita tsy ifanakonana (it takes cooperation to do the job).
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
10fait, accompli, terminé; mort: tsy vita tsy ifanakonana (il faut travailler ensemble pour le faire).
[1.8] |
| Ohatra |
11 vita ilay lakana
[2.606#188]
12 Ho vitako ve izany? [2.4] 13 ny zava-bitan-dRalaimongo [2.472#193] 14 Tao tiana ho fantatra fa izao no atao hoe Vazaha, izao no zava-bitany [2.472#224] |
| Haiendriteny |
|
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 35Fikambanana 18 amin' io teny io |
| Ohabolana | 36 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 37 tavy, 38 tiva, 39 vita |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|