|
|
| | | | |
|
| Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
| Ohabolana misy ny teny hoe : atontona | |||||||||||||||||||||
| Ohabolana 1 | Antitra natonton' olona, ka zara raha nahatana ny ainy. [2.558 #295]
Antitra natonton' olona : zara raha mahatana ny ainy. [2.415 #1804, 2.653 #248] | ||||||||||||||||||||
| Dikanteny frantsay | Vieillard qu' on se met à frapper : heureux pour lui s' il garde la vie. [2.415 #1804] | ||||||||||||||||||||
| Fanazavana frantsay | Se disait de ceux qui étaient sans défense. [2.415 #1804] | ||||||||||||||||||||
| Ohabolana 2 | Sasa lamba malemy be tseroka : atontona mafy, atahoran-ko rovitra; atontona malemy, atahorana tsy hadio. [2.653]
Sasa-lamba malemy be tseroka : atontona mafy atahoran-ko rovitra, atontona malemy, | ||||||||||||||||||||
| Ohabolana 3 | Tsokan' omby mahian' Ivonizongo: atontona, tsy mandeha; trohina, mamahana; nefa raha tazanina, toa hirotsaka ihany. [2.653]
Tsokan' omby mahian' i Vonizongo : atontona tsy mandeha, trohina mamahana, nefa raha tazanina toy ny hirotsaka ihany. [2.558 #4470] | ||||||||||||||||||||
| Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
|
|