|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 malemy
Fototeny  2lemy
Sokajin-teny  3 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4Malefaka, malambolambo: Malemy ny hoditry ny zaza.
5Mora aforitra, tsy henjana, mora tapaka: Vola malemy ~ Malemy ity rantsan-kazo ity.
6Mora tsakoina, boda, bodaka, mihonankonana: Tsara masaka ny hena ka malemy ~ Savoka malemy.
7Kely aina, tsy matanjaka, mihozohozo, mangozohozo: Mbelà fa malemy loatra ianao ka tsy hahavita io asa io.
8Tsy afa-manohitra fa manaraka ambokony, morainy loatra, rainazy: Malemy loatra amin-janany io Ramatoa io. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9soft; weak. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10mou. [1.8, 1.13]
11faible. [1.8]
Ohatra  12 Katsaka efa matoy nefa mbola malemy no alaina. [2.472]
Haiendriteny 
13 Ny ankehitriny :
14 Ny lasa :
15 Ny hoavy :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Mpanahaka  17 boda, 18 bodaka, 19 boretaka, 20 garera, 21 kelyaina, 22 kelyambaitra, 23 konetaka, 24 lotaka, 25 malemilemy, 26 malezolezo, 27 mangozohozo, 28 marafoka, 29 mararyovana, 30 marazoka, 31 marezoka, 32 mavozo, 33 mavozovozo, 34 mihonankonana, 35 modaka, 36 mondaka, 37 motraka, 38 nondaka, 39 somararetra, 40 tsymahazonofo, 41 tsymatanjaka, 42 tsingozahoza, 43 vavivavy
Kamban-teny rehetra  44Fikambanana 25 amin' io teny io
Ohabolana  45 Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)46 malemy
Fototeny  47lemy
Sokajin-teny  48 anarana
Fanazavàna teny malagasy  49voan'ny paralisia. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  50paralytique. [1.13]
Voambolana  51 Fahasalamana

Fivaditsoratra  52 malemy, 53 mamely, 54 milame

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02