|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 rovitra |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Sombinjavatra rotika: Notehiriziny ny rovitry ny saina.
[1.1] |
| Ohabolana | 4 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 5 rovitra |
| Sokajin-teny | 6 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
7Nisy sombin' ny tenany triatra ka niala, tataka, rotika: Rovitra ny lambako / Rovita alohan' ny aina.
8Simba, tapaka: Rovitra ny fihavanana. 9Voasamatsamaka, misaritaka: Ho rovitra ny fanjakana raha mitohy izao tsy fifankahazoan' ny mpitondra izao. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
10torn.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
11déchiré.
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Sampanteny |
|
| Tovy hevitra | 19kotika, misalasalaka, mitriatra, mitsefaka, mitsiaka, mitsiatsiaka, mivorikitsay, riatra, rota, rotika, tata-bitrana, tataka, triatra, tsy misy hitomboham-pilo |
| Kamban-teny rehetra | 20Fikambanana 3 amin' io teny io |
| Ohabolana | 21 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 22 rivotra, 23 rovitra, 24 varotry, 25 virotra, 26 voritra |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|