|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mahia |
| Fototeny | 2hia |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4tsy mahazo nofo, manify kely, tsy mba nofosana: Mahia erỳ Rakoto hatramin' ny naharariany farany tao.
5tsy matavy, tsy misy taviny na menaka: Mahia ny hena novidinao. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6thin; meagre.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7maigre, décharné.
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Sampanteny |
|
| Tohi-kevitra | 12matavy |
| Mpanahaka | 13 berangomaina, 14 kangoaza, 15 kantyvelona, 16 kaoka, 17 kaozatina, 18 kaozatra, 19 kinaoly, 20 mandraka, 21 maranitaolana, 22 mirepika, 23 miripika, 24 mitrakitraky, 25 mitranitrany, 26 mitrikatrika, 27 nipoaka, 28 ohatranyhorona, 29 ohatranysorohitra, 30 ohatranytakatra, 31 raikitapisaka, 32 ranga, 33 rangirangy, 34 sakohaza, 35 taolantaolanina, 36 tsyvelonkomana, 37 tsingoahina |
| Kamban-teny rehetra | 38Fikambanana 3 amin' io teny io |
| Ohabolana | 39 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 40 mahay, 41 mahia |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|