Teny iditra |
dimy
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | Efatra ampiana iray: Dimy ny rantsan' ny tanana anila [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | [Found in numerous Mal. Arch. And Polyn. languages as lima and rima] [Provincial]
limy is used in the provinces
[1.2]
|
| Five [1.2, 1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Cinq [1.3, 1.5, 1.8]
|
Marika iraisam-pirenena | 5
V
[3.1]
|
Ohatra |
1 | Hitany tao koa i Katy sy ny vadiny ary ny zanany dimy mianadahy.
[2.470]
|
2 | Voalaza anefa fa afaka efatra na dimy volana vao hiverina io sambo io, ka voatery nikaro-kevitra tamin' ny sambo hafa aho.
[2.471]
|
|
Voambolana |
Sampanteny |
|
Tovy hevitra | |
Kamban-teny |
|
Anaran-toerana |
|
Tsanganana sy sary iray takila |
|
Ohabolana |
Lahatsoratra |
|