|
|
|
|

Teny iditra1 dimampolo
Singan-teny  2dimy, 3folo
Sokajin-teny  4 mpamaritra
Fanazavàna teny anglisy  5Fifty. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6Cinquante. [3.1]
Isam-pirenena  750. [3.1]
Ohatra  8 Nisy lalana dimampolo kilaometatra mahery no vitan' ny mpandositra tamin' izany, fa tsy nanitsy moa ny dia. [2.472]
9 Ny fahanterana moa manindry rahateo noho ny dimampolo efa nilaozana; [2.470]
Sampanteny 
Anarana :
Mpamaritra :
Voambolana  12 Matematika: rafitrisa
Tsanganana sy sary iray takila  13 Ny isa
Lahatsoratra  14Andriamihaja: Fanisana vaovao

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19