|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 dimanjato |
| Singan-teny | 2dimy, 3zato |
| Sokajin-teny | 4 mpamaritra |
| Fanazavàna teny anglisy |
5five hundred.
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6Cinq cent.
[3.1] |
| Isam-pirenena |
7500.
8D. [3.1] |
| Ohatra |
9 Misy dimanjato mahery izahay no ao amin' ny toby.
[2.472]
|
| Voambolana | 10 Matematika: rafitrisa |
| Tsanganana sy sary iray takila |
11 Ny isa |
| Lahatsoratra | 12Andriamihaja: Fanisana vaovao |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|