|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 fahadimy |
| Fototeny | 2dimy |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Enti-milaza ny laharana manarakaraka ny fahefatra.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5the fifth.
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6cinquième.
[1.3] |
| Ohatra |
7 Ruth no fahaefatra ary i Maman ity fahadimy.
[2.356]
|
| Voambolana | 8 Matematika: rafitrisa |
| Mpanahaka | 9 ampahadimy, 10 ampahadiminy |
| Kamban-teny rehetra | 11Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 12 fahadimy |
| Fototeny | 13dimy |
| Sokajin-teny | 14 anarana |
| Fanazavàna teny anglisy |
15five fathoms.
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
16cinq brasses.
[1.3] |
| Voambolana | 17 Toerana |
| Kamban-teny rehetra | 18sasapahadimy |
| Fivaditsoratra | 19 fahadimy, 20 mahadify, 21 mahafidy |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08 |
|