|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tsidimidimy |
| Fototeny | 2dimy |
| Sokajin-teny | 3 tambinteny [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
4mandeha isan-tokony dimy avy.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5cinq à cinq.
[3.1] |
| Ohatra |
6 Amy ny monokotiledona kosa dia milahatra tsitelotelo ireo, fa tsy tsidimidimy tahaka ny any ny dikotiledona.
[1.357#]
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|