|
|
|
|

Teny iditra1 ampahadimy
Fototeny  2dimy
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  [ampahadimy] 4Ampahany amin' ny zavatra nozaraina dimy: Omeo azy ny telo ampahadimin' io mofomamy io. [1.1#65]
Fanazavàna teny anglisy  [ampahadiminy] 5the fifth part, one fifth. [1.2#118]
Fanazavàna teny frantsay  [ampahadiminy] 6un cinquième. [1.3#104]
Ohatra  7 Ary rehefa misy vokatra, dia haterinareo ho an' i Farao ny ampahadiminy; [2.996#01.047.024]
8 nisy anaram-bola toa vao no-foronina, dia ny iraimbilanja, ampahadimin' ny ariary [2.436#59]
9 Koa dia tonga tao Andranovelona Ramboasalama, nihaona tamin'ny Zafinandriamamilaza, nandray an'i Marovatana ampahadiminy, sy ny tanin'ny Zafinandriamamilaza. [2.508#376]
Haiendriteny 
10 Tsotra :
Voambolana  11 Matematika: rafitrisa
Mpanahaka  12 ampahafito, 13 ampahafolo, 14 ampahasivy, 15 ampahatelo, 16 ampahavalo, 17 ampahazato, 18 ampahefatra, 19 ampahenina, 20 fahadimy
Kamban-teny rehetra  21ampahadimy amby ny folony

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/31