|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 hadimiana |
| Fototeny | 2dimy |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Halavam-potoana dimy andro: Avy foana ny orana nandritra ny hadimiana.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5five days.
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6cinq jours.
[1.3] |
| Ohatra |
7 Rehefa nandeha hefarana na hadimiana izy dia tonga
[2.649#34]
8 Mitsilotsilo be ihany ny volombavan' Ingahy izatsy, tsy niharatra hadimiana. [2.470#38] |
| Voambolana | 9 Fotoana |
| Teny iditra (2/2) | 10 hadimiana |
| Fototeny | 11dimy |
| Sokajin-teny | 12 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
13Enti-milaza fe-potoana dimy andro: Tany an-tsaha hadimiana i dada.
[1.1] |
| Fivaditsoratra | 14 amiandahy, 15 hadimiana, 16 mianadahy |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|