|
|
|
|

Teny iditra1 varidimiventy
Singan-teny  2vary, 3dimy, 4venty
Sokajin-teny  5 anarana
Fanazavàna teny malagasy  6Anaram-bola izay latsaka kely noho ny varifitoventy. [1.1]
Ohatra  7 Tsy varidimiventy ihany va no vidin' ny tsintsina roa? [2.996#]
8 Ny varifitoventy sahy kianja
ny ilavoamena mitam-pihavanana
fa ny ariary no vola malaza
nefa varidimiventy namidy vozon-kena aho
[2.131]
Voambolana  9 Toe-karena: ara-bola ary fitantanana
Ohabolana  10 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02