|
|
|
|

Teny iditra1 fanazarana
Fototeny  2zatra
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fampiasana matetika mba hahatonga mora mahay: Mila fanazarana ny fahaizana marika ankandrina.
5Fanaovana izay hahatonga ho zatra, ho tamana; fantamanana: Tsy sarotra ny fanazarana ny alika raho mbola kely. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6training, esp.
7for sports. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8L’action d’habituer, d’accoutumer, le moyen, la cause. [1.3#869]
9entraînement, spéc.
10pour les sports, exercices. [1.8]
11entraînement, exercice. [1.13]
Ohatra  12 Ataoko toy ny eo amin' ny ohatra ny fanazarana ary adika-ko avy eo. [2.445#]
Tovy hevitra  13fankazarana
Kamban-teny rehetra  14Fikambanana 5 amin' io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08