|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 zarina
Fototeny  2zatra
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Atao tonga zatra: Zaro miteny ampahibemaso io tovolahy io fa saro-kenatraloatra. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5to be made accustomed; to be trained. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6qu'on habitue; qu'on apprivoise. [1.3#869, 1.8]
7qu’on exerce, qu’on accoutume, qu’on familiarise. [1.3#869]
8qu'on dompte. [1.8]
Ohatra  9 Mba hitaizana ny mpianatra dia zarina hiala amin' izay fomba ratsiny izy. [1.519#]
Haiendriteny 
10 Ny ankehitriny :
11 Ny lasa :
12 Ny hoavy :
13 Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)14 zarina
Sokajin-teny  15 anarana
Fanazavàna teny frantsay  16palmier à huile. [1.13]
Voambolana  17 Haizavamaniry: hazo palma

Fivaditsoratra  18 rizana, 19 zarina, 20 zinara

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12