|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mahazatra |
| Fototeny | 2zatra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny anglisy |
4to make accustomed to ; to be familiar from use or acquaitance.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5dont on a l'habitude.
[1.3#869, 1.8] 6Qui peut ou sait accoutumer, habituer, apprivoiser, qui attire, qu’on fréquente, à qui on est habitué: Mahazatra tsara ny mpianatra io mpampianatra io (Ce maître d’école sait bien habituer, attirer les élèves ; les élèves sont bien habitués à ce maître d’école). [1.3#869] 7être capable d'habituer. [1.8] |
| Ohatra |
8 Ny any Itasy no mahazatra anay.
[2.285]
9 Ketsa saritaka no mahazatra ny olona any aminay; [2.445] 10 Malagasy izy io saingy tsy mba mpividy mahazatra. [2.472] |
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 14Fikambanana 4 amin' io teny io |
| Ohabolana | 15 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|