|
|
|
|

Teny iditra1 mpanazatra
Fototeny  2zatra
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Olona manomana ny mpanao spaoro amin' ny alalan' ny fanorotoroana sy ny fampiasana matetika, mba ho tonga amin' ny fari-pahatanjahana sy fahakingana kendrena hotratrarina. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5celui qui habitue. [1.3#869]
Ohatra  6 Tsy noraisin' izy ireo ho fanomezan-daza azy ireo mihitsy ny fampanantenana azy ireo mpanazatra tanora, na dia fikendrena fahombiazana aza angamba no nokendrena tamin' izany. [4.27#]
Tovy hevitra  7mpankazatra

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12