|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mifankazatra |
| Fototeny | 2zatra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Enti-milaza olona roa na maro mpiaraka matetika ka mifankahazo tsara.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5être accoutumé l’un avec l’autre, être familier l’un avec l’autre, se familiariser: Mifankazatra indrindra izy roalahy (Ces deux individus sont très familiers entre eux) ~ Aza mifankazatra amin’ ny olona rehetra (Ne vous familiarisez pas avec tout le monde).
[1.3#869] |
| Ohatra |
6 Be dia be ny teny iraisana, ka raha vao mifankazatra kely dia mety mifankahazo hevitra;
[2.285#]
7 Dia mbola mifankazatra sy mifampitsimbim-pihavanana tahaka ny samy mbola miara-belona: saingy [2.296#] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|