|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/4) | 1 tsi- |
| Sokajin-teny | 2 endritenin' ny hoe tsy |
| Ohatra |
3 Ny famatoran'ny fiainan-tsi-hita
[2.996]
4 Lasan' iny izay ratsy aman-tsi-soa! [2.48] 5 ilay Rimona koa, ka diso tsi-fidiny izy. [1.38] 6 Vita teo ny eboebo momba ny tsi-fahareseny an' ady. [2.472] |
| Teny iditra (2/4) | 7 tsi- |
| Sokajin-teny | 8 endritenin' ny hoe tsika |
| Teny iditra (3/4) | 9 tsi~ |
| Sokajin-teny | 10 tovona [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
11tovona mahatonga ho anaran-javatra na toetra rehefa atao eo alohan' ny fototeny voalohany: Tsikoko, tsilaiko.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
12prefix forming secondary "themes"" (roots), as: tsingerina (herina), a return to the point of departure.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
13( préfixe très répandu pour les noms des plantes).
14Il a deux significations :. 15(1) Négation, suivi d'une racine verbale ou d'un adjectif ; par exemple dans tsiafadambo (tsy, afaka et lambo : dont même les sangliers ne peuvent se débarrasser) ou dans tsiafofoka (tsy et afofoka) : qu'il ne faut pas jeter.. 16(2) suivi d'un substantif (généralement un autre nom de la plante) redupliqué ; par exemple : tsiakondrokondro (de tsy et akondro : la banane) : qui ressemble un peu à la banane. 17O. 18Chr. 19Dahl, dans « Malgache et Maanjan : une comparaison linguistique », Oslo, Egade-Instituttet, 1951 a constaté qu'on retrouve cette forme en maanjan (une langue du Sud-Est de Bornéo). 20C'est une tournure caractéristique des langues malayo-polynésiennes. 21Les très nombreux noms commençant par tsi- que nous allons énumérer, dérivent de ces deux significations.. [1.196] |
| Haiendriteny |
|
| Teny iditra (4/4) | 23 tsi~~ |
| Sokajin-teny | 24 tovona [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
25a) Tovona fanao eo alohan' ny anarana verindroa sasantsasany ka enti-milaza fanahafan-javatra, fa kelikely kokoa, mitovy amin' ny ki~~: tsitranotrano , tsivarivary.
26b) Tovona fanao eo alohan' ny teny milaza isa atao verindroa, ka enti-milaza isan-tokon' io isa io avy: tsidimidimy, tsifolofolo. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
27prefix forming secondary roots with the meaning, so many at a time, as: tsiroaroa (roa), two at a time.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
28préfixe formant, comme ki~~, des racines secondaires: tsitranotrano.
29Avec les dix premier nombres et zato, arivo, alina, redoublés, indique la distribution, la division: tsirairay ~ tsiroaroa ~ tsizatozato ~ tsiarivoarivo ~ tsialinalina. [1.3] |
| Fivaditsoratra | 30 tsi~, tsi~~, 31 tsy |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03 |
|