|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1 akondro
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Hazo fihinamboa, boribory ny vatany, mitapelaka boribory lavalava ny raviny, ny voniny fotsy madinidinika ary ny voany, bontolontolo lavalava, mitandahatra mikambana ho lafitra, izay miisa maromaro manodidina ny tahom-boany milofika miafara amin' ny emboka.
4Voankazo mamy ny akondro, tsy mba misy olitra na biby, vokatra mandavan-taona ary saika maniry eran' ny nosy, porofoin' ny fisian' ny anarany samy hafa hatraiza hatraiza: fontsy na ontsy, katakata, kida, anampisaka, kimalao...
5Misy karazany maro ny akondro: afontsy, batavia, boroboaka, mavokely, ranjalia, sarika, tsiemeroa, tsilavonomby. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6the banana tree; the fruit of the banana.
7The stem, after being chopped, is given to oxen as food.
8The ashes obtained from burning the root are used in soapmaking.
9Musa sapientum, L., and M.
10paradisiaca, L.
11Same as ontsy (Sak.), and otsy (Bets.).
12The plantain tree and its fruit.
13[Mal.
14gala (?); Jav.
15gadang (?); Larika kora (?); Swa.
16mkanga; Taparua kala (?).]. [1.2]
17a banana. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  18banane. [1.8]
19banane. [1.13]
20(du souahéli mkungu).
21Nom général des Bananiers : Musa sapientum L., Musa paradisiaca L., etc...
22(Musaceae).
23L'étude systématique des variétés cultivées à Madagascar reste à faire.
24Nous donnons ci-dessous la liste des variétés distinguées par le Malgaches en Imerina et dans le Betsileo :. [Merina, Sakalava, Betsileo, Bara, Tsimihety, Tankarana]
25Akondro afontsy. [Betsileo]
26Akondro fontsy. [Merina]
27Akondro fontsilahy. [Merina]
28Akondro baraba. [Betsileo]
29Akondro barabahy. [Merina]
30Akondro batavia (variété naine peut être introduite récemment de Java ?).
31Akondro boroboaka. [Merina]
32Akondro felatanamamba. [Merina]
33Akondro fody. [Merina]
34Akondro fohy. [Betsileo]
35Akondro kida. [Betsileo]
36Akondro mahia. [Merina]
37Akondro maitso-masaka. [Merina]
38Akondro manarolahy. [Betsileo]
39Akondro mavokely (petite banane à peau jaune, très savoureuse). [Merina]
40Akondro ranjalia. [Merina]
41Akondro somandraraebo. [Betsileo]
42Akondro tsiananandroa. [Betsileo]
43Akondro tsianemboka. [Merina]
44Akondro tsiomeroa (variété à très gros fruits, à manger cuite). [Merina]
45Akondro tsilavonomby. [Merina]
46Akondro via. [Betsileo]
47Les bananes jouent un grand rôle dans l'alimentation malgache.
48Elles ont fait à certaines époques l'objet d'une commercialisation importante en vue de l'exportation, surtout aux environs de Tamatave, principal port de la Côte Est.. [1.196]
Ohatra  49 Koba, akondro, mofogasy no hozarainy ho an-janany. [2.470]
50 Rahefa mamangy izy dia mba mitondra fary, na akondro. [2.472]
Voambolana  51 Haizavamaniry: hazo 52 Haizavamaniry: voankazo
Tovy hevitra  53ontsy
Mpanahaka  54 akondrosarika, 55 katakata, 56 kida, 57 kimalao, 58 mofoakondroendasina
Kamban-teny rehetra  59Fikambanana 35 amin' io teny io
Anarana ara-tsiansa 
Ohabolana  60 Ohabolana misy io teny io
Sary 

Teny iditra (2/3)61 Akondro
Sokajin-teny  62 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Voambolana  63 Haitoetany: tanàna

Teny iditra (3/3)64 Akondro    
Sokajin-teny  65 anarana
Voambolana  66 Haizavamaniry: antoko ara-tsiansa
Anaram-javamaniry ara-paritra 
Akondro barabaha  67ambarabahy

Fivaditsoratra  68 akondro, Akondro, 69 ondroka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02