|
|
|
|

Teny iditra1 tsirairay
Fototeny  2iray
Sokajin-teny  3 tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  4one by one. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5un à un. [1.3#761, 1.8]
6un à la fois. [1.8]
Ohatra  7 Tsy maintsy nampifanaingina tsirairay ny vato aho. [1.369#]
8 Aza misavoritaka ianao, fa valio tsirairay ny fanontaniako. [2.4]
Kamban-teny rehetra  9tsirairay tadiavina

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08