|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 tanteraka |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Loaka tafaboroaka any ambadika: Ataovy tanteraka any ambadika ny fantsika.
4Vita tsara an-tsakany sy an-davany, tontosa: Tanterakaizao ny nokasainao ka ahoana. 5Lavorary, tomombana: Tamim-panajana tanteraka no nandraisany anay. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6effected, accomplished, completed; perfect.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7effectué, accomplit; parfait.
[1.8] 8réalisé; débouchant; totalement. [1.13] |
| Ohatra |
9 Matoky tanteraka anareo aho.
[2.649#201]
10 Niova tanteraka ny fiainako. [2.356#132] 11 Maina tanteraka ny ranomasony. [2.470#146] |
| Sampanteny |
|
| Mpanahaka | 27 efa, 28 matypaika, 29 naniryzazakateradahy, 30 nikororokavarykasendrarivotra, 31 nitadytokokasendravato, 32 to, 33 tomombana, 34 tontosa, 35 vita |
| Kamban-teny rehetra | 36Fikambanana 16 amin' io teny io |
| Ohabolana | 37 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 38 tanteraka |
| Sokajin-teny | 39 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
40(de teraka : action d'enfanter, de mettre au monde).
41Nom de préparations généralement à base de plantes aromatiques qu'on utilise en bains de vapeurs avant et après l'accouchement.. [Merina] [1.196] |
| Voambolana | 42 Haizavamaniry: zavamaniry fanao fanafody |
| Kamban-teny rehetra | 43Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Fivaditsoratra | 44 taketrana, 45 tanteraka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|