|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 anatanterahana |
| Fototeny | 2tanteraka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny fameno |
| Fanazavàna teny frantsay |
[1.3#678] |
| Ohatra |
4 Eo amin' ny vato miorina ao an-tampon-tanànan' Evato no anatanterahana izany velirano izany.
[2.508#]
5 Ny lalàna no mamaritra ny foto-kevitra ankapobe andaminana ny andrim-panjakana tsirairay avy sy anatanterahana ny tetibolany. [2.114#] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|