|
|
|
|

Teny iditra1 nitady toko ka sendra vato
Singan-teny  2mitady, 3toko, 4sendra, 5vato
Sokajin-teny  6 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  7sendra izay notadiavina indrindra (matetika io fombam-piteny io no tohizana ny hoe: naniry zaza ka tera-dahy, nikororoka vary ka sendra rivotra). [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12