|
|
|
|

Teny iditra1 manatanteraka
Fototeny  2tanteraka
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Mamita tsara, tomombana hatramin' ny farany, manatontosa: Manatanteraka ny adidy amin' ny mpiara-belona. [1.1]
5manatontosa. [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  6to effect, to carry through, to accomplish. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7accomplir, mener à bonne fin. [1.8]
8réaliser, accomplir. [1.13]
Ohatra  9 Tsy izy manenjika sy manatanteraka filamatra iray ve? [2.529#]
10 Ny anjaranareo dia ny manaiky, mankato, manatanteraka. [2.472]
Haiendriteny 
11 Ny ankehitriny :
12 Ny lasa :
13 Ny hoavy :
14 Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12