|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1 ila
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3ilany. [Taisaka] [1.78]
4Faritra misy ny tehezana amin' ny tenan' ny olombelona: Misy marary ato amin' ny ilako havia ato.
5Lanimandry, lafy.
6Ampahany: Nolokoana fotsy ny ila varavarana atsimo / Misy ila tanimbariko hamidy raha hovidinao.
7Faritra: Be ala ny ila atsinanan' i Madagasikara.
8Antsasaka: Omeo ahy hovidiko itỳ ila tratran' omby itỳ. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9the side of anything, a piece, generally a half of anything.
10It is mostly used with the suffix pronoun -ny, as : ilany, its side, half of it.
11[Malay Balah (?)]. [1.2]
12the side, a half. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  13côté, moitié. [1.8]
14moitié, façade, membre, flanc. [1.13]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Tambinteny :
Mpanahaka  31 takiba, 32 tehezana
Kamban-teny rehetra  33Fikambanana 48 amin' io teny io
Ohabolana  34 Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/3)35 ila
Sokajin-teny  36 Tsy lazaina
Fanazavàna teny malagasy  37Fitadiavana, fizahana, fikarohana. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  38(root). [1.2]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :

Teny iditra (3/3)46 ila
Sokajin-teny  47 anarana
Fanazavàna teny malagasy  48fihetsiketsika, hadalana, tsy fandinihana, tsy fiheverana. [Tanala] [1.78]

Fivaditsoratra  49 aly, 50 ila, 51 lay, 'lay, 52 Lià, lia

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03