|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1 sikidy
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Fahaizana mampahalala ny ho avy na manazava ny antony nisian-javatra iray amin' ny alalan' ny fandaharana voan-tsaramaso na voan-kily, izay sarotra dia sarotra ho an' ny tsy niofana amin' izany.
4Misy karazany roa ny sikidy, dia ny sikidy joria ary ny sikidy alanana. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5the rite of divination. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6cléromancie : le sikidy, appelé sikily en dialecte côtier, est l'art divinatoire par excellence.
7Son nom est dérivé de l'arabe "shikl" qui signifie figure de géomancie.. [2.74]
8rite de divination. [1.8]
9Art de la divination par la disposition des graines.
10Sur la pratique du sikidy, on peut consulter Tantaran'ny Andriana, Traduction française de l'Académie Malgache, Tome 1er, p.
11157-170 (1974). [1.196]
12sept noms se rencontrent à la fois dans le vintana et le sikidy: adalo, adimizana, alahasaty, alakaosy, alakarabo, alohotsy,asombola. [3.1]
Ohatra  13 Tsy misy natao akoho sikidy tsy hambanam-by. [2.69#]
14 Tamin' ny Vazimba, hono, no niandohan' ny sikidy. [1.437#]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Voambolana  20 Finoana
Tsipelina hafa  21sikily
Mpanahaka  22 adibijady, 23 adikasajy, 24 adinkisa, 25 aditsimay, 26 ajale, 27 akabo, 28 alaizany, 29 alanana, 30 aliziny, 31 asoralahy, 32 asoravavy, 33 dovy, 34 fahasivy, 35 fahatelo, 36 fahatelobe, 37 fahavalo, 38 filana, 39 fohafoha, 40 jama, 41 joria, 42 molahidy, 43 odovy, 44 ontany, 45 safaray, 46 saily, 47 sorota, 48 sorota, 49 tale, 50 vontsira
Kamban-teny rehetra  51Fikambanana 7 amin' io teny io
Ohabolana  52 Ohabolana misy io teny io
Teny nalaina  53 Soratra misy io teny io
Lahatsoratra  54Randzavola: sikidy ao amin' ny Baiboly
Lahatsoratra  55
   
A V A R A T R A
 
 
A
N
D
R
E
F
A
N
A

A
T
S
I
N
A
N
A
N
A
 
A T S I M O
   


Teny iditra (2/4)56 sikidy
Sokajin-teny  57 anarana
Fanazavàna teny frantsay  58Nom des graines utilisées par le mpisikidy et, par extension des espèces qui les produisent.
59Le plus souvent Entada chrysostachys (Benth.) Drake (Fabaceae).
60Les graines sont également portées comme talisman censé conjurer les mauvais sorts. [Betsileo, Merina] [1.196]
Voambolana  61 Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (3/4)62 sikidy
Sokajin-teny  63 anarana
Fanazavàna teny frantsay  64Nom donné aux amulettes et talismans fournis, à titre payant ou gratuit, par un mpisikidy. [1.196]
Voambolana  65 Finoana

Teny iditra (4/4)66 sikidy
Sokajin-teny  67 anarana
Fanazavàna teny frantsay  68Nom donné au borona ; quand on l'emploie comme remède vétérinaire et non pour soigner les humains.
69Le changement de nom est considéré comme nécessaire pour maintenir les vertus de la plante.. [Betsileo] [1.196]
Voambolana  70 Haizavamaniry 71 Haibiby: fitsaboina momba ny biby

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02