|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 joria |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Karazan-tsikidy izay toy izao ny fametraka ny voa aminy; apetraka amin' ny laharana roa mifanao ambony sy ambany ny voa ao anaty kitranotrano valo valo avy.
[1.1] |
| Mpanahaka | 4 sikidy |
| Kamban-teny rehetra | 5sikidy joria |
| Teny nalaina | 6 Soratra misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 7 Jairo, 8 joria |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08 |
|