|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  saily
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 [Sakalava] Laharan-tsikidy fahefatra ambin' ny folo, milaza ny reny na ny be sy ny maso [1.1]
Mpanahaka  4  sikidy

Teny iditra (2/3)5  saily
Sokajin-teny  6  anarana
Fanazavàna teny malagasy  7 [Bara] reny na ny niteraka na hafa (Tsy mba fiteny Bara akory fa tenin’ombiasa ihany) [1.353#62]
Kamban-teny rehetra  8 sailibe

Teny iditra (3/3)9  saily
Sokajin-teny  10  anarana
Fanazavàna teny frantsay  11 [Sakalava] Nom d'une liane, d'après Dandouau . [1.196]
Voambolana  12  Haizavamaniry

Fivaditsoratra  13 asily, 14 Laisy, 15 Lisia, 16 Lysia, saily, 17 Silia

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04