|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 misikidy |
| Fototeny | 2sikidy |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Manao sikidy: Mianatra misikidy Rakoto.
5Mamantatra ny ho avy na ny fitsaboana aretina amin' ny alalan' ny sikidy: Matoky ny olona misikidy ve ianao. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6to practice divination by the sikidy rite.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7deviner par le rite du sikidy, prédire.
[1.8] |
| Ohatra |
8 Rahazavatra atao, dia misikidy ny andriana, dia mamono vorona ny mpisikidy, asaina mamono vorona ny mpanozon-doha (mampinona akoholahy);
[2.48]
|
| Haiendriteny |
|
| Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|