|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 tale |
| Sokajin-teny | 2 tambinteny [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
3indrindra.
[Bara]
[1.78] |
| Teny iditra (2/3) | 4 tale |
| Sokajin-teny | 5 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
6Ny voam-pano voalohany amin' ny laharan-tsikidy voalohany.
[1.1] |
| Mpanahaka | 7 sikidy |
| Teny iditra (3/3) | 8 tale |
| Sokajin-teny | 9 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
10Olona miadidy trano fiasana na tranom-barotra na mitovitovy amin' izany: Ranona no talen' ny Sekoly ianaran' ny zanako.
11(Tsara homarihina fa tsy tale no ampiasaina fa lehibe amin' ny antokon-draharaha na mitovitovy amin' izany: Ny lehiben' ny Paositra, ary filoha amin' ny fikambanana: Ny filohan' ny Akademia). [1.1] 12mpibaiko ny mpivoy lakana. [Masikoro] [2.606#153] |
| Fanazavàna teny anglisy |
13the head man, the chief.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
14patron, chef, directeur.
[1.8] |
| Kamban-teny rehetra | 15talen-dakozia |
| Fivaditsoratra | 16 leta, 17 tale, 18 tela |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08 |
|