|
|
|
|

Teny iditra1  alanana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 [alañana] [Antemoro+Betsimisaraka] fasika [1.78]
4 [Betsimisaraka] voan-javatra anaovana sikidy [1.78]
5 Anarana karazan-tsikidy misy andalana efatra, izay mitondra laharana efatra tsirairay avy indray
6 Fasika fanaovana karazan-tsikidy iray izay atao indrindra hoe sikidy alanana [1.1]
7 [alañana] ilazana ny fasika na jia mando [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  8 a word applied to the sand or fine gravel used in working the sikidy. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  9 Nom de Sikidy arrangé sur quatre lignes et quatre rangs; nom des graines employées pour tirer le Sikidy [1.3]
10 [Tankarana] sable. (fàsina, jìa). § fàsika. [1.19]
11 [alañana] sables humides [1.13]
Kamban-teny rehetra  12  Fikambanana 2 amin' io teny io
Teny nalaina  13  Soratra misy io teny io

Fivaditsoratra  alanana, 14 analana, 15 ananala

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04