|
|
|
|

Teny iditra1 fahatelobe
Singan-teny  2fahatelo, 3be
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5Laharana fahatelo amin' ny sikidy.
6Havana mpandroba, izany hoe tsy mikendry afa-tsy ny hahalany ny harenan' ny havany. [1.1]
Mpanahaka  7 sikidy
Ohabolana  8 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02