|
|
|
|

Teny iditra1 matavy
Fototeny  2tavy
Sokajin-teny  3 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4Enti-milaza zavatra be menaka: Hena matavy.
5Enti-milaza olona na biby be jabora, be menka, botrefona: Misanehakany olona matavy rehefa miaka-piakarana. [1.1]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Mpanahaka  10 amboamboakely, 11 bada, 12 bekibo, 13 beroroha, 14 betraotraoka, 15 bebaka, 16 bodofotra, 17 bolangina, 18 boresaresa, 19 botabota, 20 botanaka, 21 botitaka, 22 botrabotra, 23 botrefona, 24 daboka, 25 dofotra, 26 dokadoka, 27 donga, 28 dongadonga, 29 fatrofatro, 30 hivokivoka, 31 madonda, 32 mianakanaka, 33 mibonabona, 34 midibadiba, 35 minendonendo, 36 mitsinatsinaka, 37 monamona, 38 montamonta, 39 refo, 40 saingona, 41 tetemenaka, 42 tretrohina, 43 vaventy, 44 vondraka, 45 vongavonga
Kamban-teny rehetra  46Fikambanana 11 amin' io teny io
Ohabolana  47 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  48 matavy, 49 mitava

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02