|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 bada
Sokajin-teny  2 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3tsy miteraka. [Tambahoaka] [1.78]
4tsentsina, mihidy. [Betsimisaraka] [1.78]
5tsentsina, tsy miteraka (biby), mainty pina (lohambolo). [Sihanaka] [1.78]
6Tsy miteraka (fiteny indrindra amin' ny biby, fa ny olona atao hoe momba: Bada angamba ilay ombivavinay, fa hatramin' izao mbola tsy niteraka ihany.
7Miraiki-dela fa tsy mahatonona avy hatrany izay tiana holazaina (matetika ny teny verindroa badabada no ampiasaina amin' itỳ hevitra itỳ ).. [1.1]
8toetran'ny biby tsy afaka miteraka, sekatra. [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  9barren, sterile, used of fat cattle; closed up, obstructed, impeded.. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  10Stérile, se dit des animaux ; fig.
11embarrassé, obstrué. [1.3]
12stérile. [1.13]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Anarana :
Kamban-teny rehetra  17Fikambanana 5 amin' io teny io
Ohabolana  18 Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)19 bada
Sokajin-teny  20 anarana
Fanazavàna teny malagasy  21fandrarana, fisakanana. [Taisaka] [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  22empêchement, défense. [Taisaka] [1.82]

Fivaditsoratra  23 Abdà, 24 bada, 25 daba

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02