|
|
|
|

Teny iditra1 mibonabona
Fototeny  2bonabona
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Mivonto toa mizihizihitra nefa mihodrahodra: Asa na naninona na naninona fa nibonabona tampoka teo ny tarehin-dRasoa. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5(imp and rel not used) to swell, to grow large and bulky, to puff out, to inflate, to appear plump.
6to boast, to brag (Prov.). [1.2]
Haiendriteny 
7 Ny ankehitriny :
8 Ny lasa :
9 Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12