|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 hatavy
Fototeny  2tavy
Sokajin-teny  3 endritenin' ny hoe matavy
Ohatra  4 Nisy lehilahy iray nafahiny hatavy ka nomeny izao karazan-kanimpy rehetra izao [1.437]
5 ka raha izy irery no tsy tia, dia mitoto koba isika hatavy, fa ny dada tsy mba lany [2.69#233]

Teny iditra (2/2)6 hatavy
Fototeny  7tavy
Sokajin-teny  8 anarana
Fanazavàna teny malagasy  9Toetran' ny olona na biby matavy, botrefona; habotrefona: Tsy afa-mandeha intsony ity vorona ity noho ny hatavezany. [1.1]
Tovy hevitra  10hatavezana
Ohabolana  11 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  12 hatavy, 13 vahita

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02