|
|
|
|

Teny iditra1 monamona
Fototeny  2mona
Sokajin-teny  3 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4Dongadonga sady botrabotra; entina milaza indrindra ireo zaza sy biby mbola kely ka matavy sy dongadonga.. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5gros, dodu comme un enfant ou un petit animal. [1.3]
Ohatra  6 I Terezy moa tsy hita endrika loatra amin' ny mahazaza monamonany azy. [2.470#7]
Haiendriteny 
7 Tsotra :
Tovy hevitra  8mona, monamonany

Fivaditsoratra  9 mamonòna, mamonona, 10 monamona

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02