|
|
|
|

Teny iditra1 botabota
Fototeny  2bota
Sokajin-teny  3 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4Vaventy boribory, fohifohy botrefona sady matavy: Zaza botabota kely mahafatifaty. [1.1]
Sampanteny 
Mpamaritra :

Fivaditsoratra  6 botabota, 7 tabotabo, 8 tobatoba

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19