|
|
|
|

Teny iditra1  andamosina (lamosina)
Sokajin-teny  2  tambinteny
Fanazavàna teny malagasy  3  Enti-milaza toerana eo ivohon' ny zavatra iray: Miery ao andamosin' ny lalimoara i Fara kely [1.1]
4  Ambadika, ivoho [1.1]
Tsanganana sy sary iray takila  5  Ny tambinteny rehetra

Fivaditsoratra  6  andamosina, manindaosa

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05